|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitonona
Fototeny  2 tonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milaza anaran' ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana
9 Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan' ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to speak up; to call oneself by name, to volunteer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 prononcer; se prononcer; dire ou avancer son propre nom [1.8]
12 se prononcer, dire soi-même son propre nom [1.5]

Teny iditra (2/2) 13  mitonòna
Fototeny  14 tonona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitonona, mitonòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18