|
|
|
|

Teny iditra 1  mitopatopa
Fototeny  2 topatopa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihetsiketsika, mihevingevina, manonja: Mitopatopa ny alon-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be agitated, to rise in waves [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se soulever en vagues [1.8]
Ohatra  10  mitopatopa ny onja vaventy. [2.471#12]
Mpanahaka  11  manonjanonja, 12  mitomenjamenjana, 13  mivalombalona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22