|
|
|
|

Teny iditra 1  mitoroka
Fototeny  2 toroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 miampanga, milaza an-karihary ny hadisoana na heloka natao tany [1.78]
9 Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy [1.1]
Mpanahaka  10  manendry, 11  Manendrikendrika, 12  manombotomboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22