Teny iditra | 1 mitrahotraho ny ranomaso |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo |
Singan-teny | 4 mitrahotraho, ranomaso |
Tovy hevitra | 5 manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |