Teny iditra mitrahotraho (trahotraho (traho))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manangany ~ mandrahona ~ manganohanonyranomaso ~ mihandrohandro ~ mihandrohandronyranomaso ~ mitrahotrahonyranomaso ~ ranomaso
Ohatra Fantatr' ireto apiara-dia anefa fa olona tsy afa-mandeha velively i Madama, ny andro mandroso harìva, ny ranonoram-baratra mitrahotraho. [2.588]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20