Teny iditra mitrikitriky (trikitriky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: akoravato ~ miranirany ~ ranirany ~ tsirikarika
Ohatra Eny, ry Tovoson, ao ny vadin' ialahy mbola tsy novonoiko, mbola tsy notaperiko ny ainy, mbola tiako haseho an' ialahy farany ny taolany mitrikitriky, tahaka ny fitrikitrikin' ny taolan'ilay nalevin'ialahy velona fahiny. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20