Teny iditra | mitsangam-pe olona | |
Singan-teny | mitsangana ; fe ; olona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona afa-baraka sy tsinontsinona, tsy misy hajany kely akory fa "mitsangana fa hoe olona" fotsiny [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |