|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsangana
Fototeny  2 tsangana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy
9 Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso
10 Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
Ohatra  11  mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470#166]
Tovy hevitra  12 manerinerina, miezinezina, mihenjana, mihinjitra, mijajirika, mijalajala, mijaridina, mijidina, mijoalajoala, mijoro, miorina, miridiridy, mitangezaheza, mitsatoka
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe mitsangana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  mitsangàna
Fototeny  16 tsangana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsangana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 miantsanga, mitsangàna, mitsangana, 19 tsimangana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19