Teny iditra | 1 mitsangan-kozatra |
Singan-teny | 2 mitsangana, hozatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 hita miseho eo amin' ny hoditra ny hozatra izay toy ny mivanditra [1.1] |
Tovy hevitra | 5 velon-kozatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10 |