|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mitsara
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady
9 Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto
10 Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana
11 Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to judge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 juger [1.3#753, 1.8]
14 corriger [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mitsara

Teny iditra (2/3) 16  mitsara
Fototeny  17 tsara
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/3) 19  mitsara
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21 [Bara] miteny [1.78]

Fivaditsoratra  22 maratsy, 23 misatra, mitsara, mitsarà, 24 samatry, 25 Simrata

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18