Teny iditra mitsefatsefaka (tsefatsefaka (tsefaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: hentana ~ mangentana ~ manofoka ~ misomalantsiatra
Ohatra tsy miala amin' ny lokom-bolafotsy mitsefatsefaka izy ireny, nony sendra rivotra mitsoka malefaka orana no hany tsininy kely, hila tsy hahatamana ny tsy ampy fitafy sendra nivoaka alina. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20