|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsilo
Fototeny  2 tsilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to light the way; to look for something with a light [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
Ohatra  11  Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray. [2.470#130]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitsilo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 milotsy, mitsilo, 15 tsimoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21