|
|
|
|

Teny iditra1  mivadika atidoha
Singan-teny  2  mivadika, atidoha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  lasa adala [1.1]
Ohatra  5  Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! [2.4]
6  Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27