| Teny iditra (1/3) | 1 mivaha |
| Fototeny | 2 vaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao
9 Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby 10 Tapaka: Nivaha ny fanekenay 11 enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu
[1.3] |
| Ohatra |
13 Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity.
[2.4#98]
|
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mivaha |
| Teny iditra (2/3) | 15 mivaha |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 [Bara] mivaky, mamaky
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 18 mivahà |
| Fototeny | 19 vaha |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivaha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 mahavy, 22 mahiva, mivaha, mivahà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17 |
|