|
|
|
|

Teny iditra 1  mivahiny
Fototeny  2 vahiny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to sojourn as a visitor or a stranger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 séjourner comme visiteur, étranger [1.8]
Ohatra  11  Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [2.471#62]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21