|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivanìka
Fototeny  2 vanika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho (nify)
9 Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny
10 Mampiseho nify noho ny hatezerana
11 Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  mivanikà
Fototeny  14 vanìka
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanìka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 manakivy, 17 mikavina, mivanìka, mivanikà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18