|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mivanika

Ohabolana 1Amboalahy antitra : matoa mivanika, hanaikitra. [2.415 #798, 2.558 #164, 2.653 #134]
Dikanteny frantsayVieux chien : s' il montre les dents, c' est qu' il va mordre. [2.415 #798]
Fanazavana frantsaySe disait des vieillards difficiles. [2.415 #1799]

Ohabolana 2Mitsikitsiky foana toy ny zaza feno lovia : homam-be vao mivanika. [2.415 #1526]
Mitsikitsiky ohatra ny zaza feno vilia : homana be vao mivanika. [2.558]
Mitsikitsiky, toy ny zaza feno lovia : homana be vao mivanika. [2.653]
Dikanteny frantsaySourire comme l' enfant qui a son assiette pleine : c' est quand il mange beaucoup qu' il montre ses dents. [2.415 #1526]
Fanazavana frantsaySe disait des gourmands et aussi de ceux qui ne savaient pas profiter de l' aisance. [2.415 #1526]

Ohabolana 3Tezitra vao mivanika, toy ny alika. [2.415 #5633, 2.653 #3087]
Tezitra vao mivanika, toy ny amboa. [2.558 #4126]
Dikanteny frantsayMontrer les dents, quand on is' irrite, comme les chiens. [2.415 #5633]

Fizahan-teny