Teny iditra |
mivavaka
(vavaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To pray, to worship [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prier, aller à la messe ou au culte [1.8]
|
Ohatra |
1 | mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy
[2.470]
|
2 | Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka
[2.48]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivavaka |
Ny lasa : |
nivavaka |
Ny hoavy : |
hivavaka |
Filaza mandidy : |
mivavaha |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|