Teny iditra | 1 mivesatra |
Fototeny | 2 vesatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra zavatra be lanja: Mivesatra entana izy fa ampio haingana 5 Tototra (fahoriana, fijaliana, aretina): Mivesatry ny fahoriana io Ravehivavy io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be heavily burdened; to be pregnant (vulgar when used of a woman) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 être bien chargé; être enceinte (vulgaire) [1.8] |
Ohatra |
8 Ny tsy fahafoizany an-dreniny mivesatra alahelo lehibe tamin-jokiny no nahasarika azy homba azy tanteraka. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |