|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivolo
Fototeny  2 volo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to have the appearance of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 avoir l'apparence de [1.8]
Ohatra  10  mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [2.470#171]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe mivolo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  mivolo
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Bara] mihaingo taretra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21