Teny iditra (1/2) | 1 mivolo |
Fototeny | 2 volo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to have the appearance of [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 avoir l'apparence de [1.8] |
Ohatra |
7 mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 18 mivolo |
Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
20 mihaingo taretra [Bara]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25 |