Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mivonkina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Manao fanahin-tsokina : raha mahazo zavatra dia mivonkina. [2.415 #2299] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' avare fait comme le hérisson qui se referme lorsqu' il tient quelque chose. [2.415 #2299] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il enfouit son argent. [2.415 #2299] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mitsotra alina fa mivonkina antoandro toa sokina. [2.558 #2509]
Mitsotra alina, mivonkina antoandro toa sokina. [2.415 #2041] Mitsotra alina, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Original et fantasque : il s' ouvre la nuit et se ferme le jour, comme le hérisson. [2.415 #2041] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny akondro no mivonkina dia | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Sokina mita rano, ka ny tsy mahay indray no mivonkina. [2.558 #3920]
Sokina mita rano: ny tsy mahay indray no mivonkina. [2.165 #1653] Sokina mita rano: ny tsy mahay indray no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un hérisson traversant l' eau: c' est un incapable qui se contracte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Faire des efforts, comme si on ne savait pas qu' ils sont vains. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Tsy mety raha hanao sokina mahazo valala : raha mahazo dia mivonkina. [2.558]
Tsy mety raha manao sokina nahazo valala : raha mahazo, dia mivonkina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Tsy mety raha manao fiainan-tsokina, ka vao voatohina kely dia mivonkina. [2.558 #4615] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tsy misy na inona na inona ohatra ny totohondrin' Ikotomanana, raha vao mivonkina toa hahafaty omby, fa nony mamely, tsy mahafaty akohokely. [2.558]
Tsy misy na inona na inona, ohatra ny totohondrin’ Ikotomanana: raha vao mivonkina, toa hahafaty omby ; nefa nony mamely, tsy mahafaty akohokely akory. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||