|
|
|
|

Teny iditra 1  mizatra
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao [1.1]
9 mamola-tena amin'ny zavatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 s'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter [1.13]
Ohatra  11  Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara. [2.332#]
12  Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony. [2.606#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mizatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20