Teny iditra | 1 mody |
Fototeny | 2 ody |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 miverina [Taisaka]
[1.78] 5 Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa 6 Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra 7 Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy 8 Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 to go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2] 10 to go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny | 42 Alahelo mody hery (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo)) |
Fivaditsoratra | 43 domy, mody |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |