Teny iditra mofo gasy
Singan-teny mofo ; gasy
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mofo [1.1]
Ohatra Tsy nisy venti-tsakafo tsaron' ny vavany ka dia nojerem-potsiny ireo koba sy mofogasy fahitany isan-joma teny Analakely, fony fahasalamany. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16