Teny iditra | 1 mokafohy |
Singan-teny | 2 moka, fohy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Karaza-moka kely izay manaikitra amin' ny antoandro [1.1] |
Tovy hevitra | 6 tsingaroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |