|
|
|
|

Teny iditra 1  monaina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy
11 Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 Qui en a assez, qui est fatigué, qui est dégoûté [1.3#444]
Mpanahaka  13  boboka, 14  leony, 15  tofoka, 16  tohina, 17  tola

Fivaditsoratra  18 anomany, 19 inomana, 20 mañaoñy, 21 manoina, 22 miañona, 23 miñaoña, 24 mionana, monaina, 25 omanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22