Teny iditra mosavinkena
Singan-teny mosavy ; hena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Organa toy ny fonon' ireo fantsona madinika maro ikorianan' ny ra fotsy eran' ny tena ka mihazona ireo bibikelin' aretina ary miady aminy. (Ny misy ny mosavinkena dia eny antenatenan' ireny fantsona ireny, indrindra eo amin' ny manandrify ny famavany sy ny fileferana: leferan-dranjo, tata, helika, vozona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ mosavin-kena ] A kernel in beef [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ mosavin-kena ] Glande des boeufs [1.3]
 Il est curieux de constater qu'on appelle mosavinkena (« sortilège de la viande »), certaines glandes endocrines des animaux qu'on pense pouvoir provoquer des désordres physiologiques, notamment le pancréas, les glandes surrénales et le thymus. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20