Teny iditra | 1 mpanaiky (aiky) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 Comme mpaneky [1.3#10] |
Ohatra |
4 nahazo azy ho mpanaiky ka hararaotina; [2.245#] 5 mpanaiky ny tenin' mbadiny Rainitoandro ka namihin-tena avy hatrany tsy hiroso lalina amin' ny fanahiana hafahafa. [2.470#] |
Fivaditsoratra | 6 manipaky, mpanaiky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |