Teny iditra mpandray (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Celui qui saisit, qui admet, qui reçoit [1.3]
 Récepteur [1.13]
Ohatra 
1Hianareo kosa ho mpandray ny voriona. [2.346]
2ly aza dia tonga mpandray tao Amparibe. [2.649]
3Mizara roa lehibe ny mpandray anjara amin'ny Harivolana dia ny mpiteny sy ny mpanatrika. [2.606]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24