Teny iditra | 1 mpifankatia |
Fototeny | 2 tia |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 amants [3.1] |
Ohatra |
6 mpifankatia hita faty tanaty rano [4.14] 7 Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita [2.471] 8 Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner) [2.324] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mpifankatia io |
Fivaditsoratra | 10 mpanatifika, mpiantafika, mpifankatia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |