Teny iditra mpiloloha (loloha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1I Katy no mpiloloha entan-kely ho vatsy [2.470]
2Dia aìainy ny sahafa asiany rano amin' ilay nandihizany, ka ataony eo ilay vola-fotsy nataon' ilay mpiloloha rano sampilahy [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21