Teny iditra | 1 mpinamana |
Fototeny | 2 namana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra. [2.4] 5 Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 7 mampañina, mampinana, manampina, mpanamina, mpinamana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |