|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  namana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala] vady
4  [1.78] [Tanala] andefimandry
5  [1.1] Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto
Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity
Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana.
7  [1.7] a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#449, 1.8] compagnon
9  [1.3#449] Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets
10  [1.8] voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire
Ohatra  11  [2.270#] Nigagana ny fahanginana ny namana.
12  [2.4#] Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana!
13  [2.895#] Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny?
Sampanteny 
14  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20  Namàna
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  22  [2.996] Naaman
Fanazavàna teny frantsay  23  [2.996] Naaman
Voambolana  24  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25  Toko sy andininy momba

Fivaditsoratra  26  amanan, ananam, mañaña, manàna, manana, mañana, Manana, namana

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03