Teny iditra mpiresaka (resaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Un causeur, les interlocuteurs [1.3]
Ohatra 
1Mahagaga, hoy ny mpiresaka, raha ireny devoly efa saiky naniry tandroka ireny no mba hiova! [2.499]
2Izay no heriny amana tsiron'io fomba io: tena mahazatra ny mpikabary sy ny mpiresaka malagasy. [2.298]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20