Teny iditra mpitaingin-tsoavaly
Singan-teny mpitaingina ; soavaly
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Cavalier [1.66]
Ohatra Fony mbola tanora Mr. Pakenham, dia manamboninahitra tamin' ny an-tokon' ny mpitaingin-tsoavaly tany India [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08