Teny iditra mpivarokena (varotra, hena)
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1voankazo, fary, mofo gasy sy menakely, hatramin' ny saosisy fanaon-dRajao mpivarokena teo Fenoarivo. [2.356]
2ary ny Farantsay iray, naka an-kerin'ny henan'ny mpivarokena, ka nodidien'ny antsy ny vozon'ilay Vazaha Farantsay ka maty. [2.59]
3toy izany koa ilay niadiany tamin' ilay zanak' ingahy Ravelo mpivarokena ka nandratrany azy mafy Somary nihetraketraka mihitsy koa aza izy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31