Teny iditra | naka > akaka (kaka) | |||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [1.1] | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Teny iditra | naka > akakà (akà) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hésitation, balbutiement [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | naka > akaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Angaka [1.78] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||||||||
Anaram-biby |
| |||||||||
Teny iditra | naka > akaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo] (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [1.196] | |||||||||
Anarana siantifika | Costularia baronii, Costularia pantopoda | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||
Teny iditra | naka > aka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fangalana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de prendre, d'aller chercher [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | naka > akà | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fodiana (adala na marary...), safary. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [root not in use] [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Simulation d'ignorance, feinte [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | naka > aka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Rankizy [1.78] | ||||||||||||
Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao [1.1] | |||||||||||||
Teny iditra | naka > aka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisintonan'ny ranomasina [1.13] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Marée basse [1.13] | ||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) ~ Fifamoivoizan-tsambo | ||||||||||||
Teny iditra | naka > aka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Accustomed to, familiar with, clever, skillful. Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Accoutumé à, habile à [1.19] | ||||||||||||
Teny iditra | naka > aka | ||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Tsy, aza [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava] Same as aza [1.2] | ||||||||||||
Teny iditra | naka > aka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Ise [1.78] | ||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||||||||||||
Teny iditra | naka > aka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Anaram-borona, angaka [1.78] | ||||||||||||
[Betsimisaraka] Karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana [1.78] | |||||||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||||||||||
Teny iditra | naka > maka (aka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To fetch, to bring, to take [1.2] | ||||||||
To take, to fetch [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Prendre, chercher [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maka io | ||||||||
Teny iditra | naka > makà (aka) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maka | ||||||||
Ohatra | Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra
[1.1] | ||||||||
Teny iditra | naka > maka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Volana fahafito amin'ny taona [1.78] | ||||||||
[Taisaka] Volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [1.78] | |||||||||
[Bara] Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78] | |||||||||
[Bezanozano] Anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78] | |||||||||
Voambolana | Fotoana | ||||||||
Teny iditra | naka > Maka | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Maka [2.996] | ||||||||
Maacah [2.996] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maaka [2.996] | ||||||||
Ohatra | Makatita no natao anaran' ny mponina tao Maka
[1.38] | ||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||
Tovy hevitra | Maakà | ||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Maka | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka | ||||||||
Fivaditsoratra | kama, maka |
Teny iditra | naka > akana | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hésitation, embarras dans la parole, le langage [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | naka > akana (aka) | |||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | |||||||||
Ohatra | Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay.
[2.471] | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Teny iditra | naka > akàna | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Honkon'antsy [1.78] | |||||||||
Teny iditra | naka > Akana | |||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.38] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Akan [2.996] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aqân [2.996] | |||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Akana | |||||||||
Fivaditsoratra | akana, anaka |
Teny iditra | naka > makatra | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Mihanika, mandeha ambony [1.78] | |
Fivaditsoratra | akana, anaka |