Teny iditra (1/4) | 1 akaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavà na teny malagasy |
3 [1.1] Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo |
Fototeny | 4 kaka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 9 akakà |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavà na teny malagasy |
11 [1.1] Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana |
Fanazavà na teny frantsay |
12 [1.3#12] Hésitation, balbutiement |
Fototeny | 13 ak |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 17 akaka |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavà na teny malagasy |
19 [1.78] [Tanala]
angaka |
Voambolana |
20 Haibiby: vorona |
Anaram-biby |
|
Teny iditra (4/4) | 22 akaka |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavà na teny frantsay |
24 [1.196] (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [Betsileo]
25 [Bara] |
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 28 akaka, akakà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/19 |
![]() |