Teny iditra (1/4) | 1 akana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#13] Hésitation, embarras dans la parole, le langage |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 akana |
Fototeny | 9 aka |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] |
Ohatra |
12 Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/4) | 17 akàna |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Betsimisaraka]
honkon'antsy |
Teny iditra (4/4) | 20 Akana |
Sokajin-teny | 21 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.38] Randzavola: Akana amin' ny Baiboly |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [2.996] Akan |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [2.996] Aqân |
Voambolana |
25 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 26 Toko sy andininy momba Akana |
Fivaditsoratra | 27 akana, akàna, anaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |