Teny iditra | nalefa ho tafon-tranon' andriana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny mpanompo novotsorana tsy ho andevon' olona intsony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Affranchi [1.3] | |
Singan-teny | alefa ; ho ; tafon-tranon' andriana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |
![]() |