|
|
|
|

Teny iditra1  natokana (tokana)
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe atokana
Fanazavàna teny frantsay  3  destiné, destinée [1.4.fr#234]
Ohatra  4  Fenoin'ny mpandefa ny faritra natokana ho azy. [2.117]
5  Izany hetra izany dia natokana nividianana fiadiana. [2.508]
6  natokana ho faty isika (Nous sommes destinés à la mort) [1.4]
Haiendriteny 
7  Ny lasa :

Fivaditsoratra  8  an-takona, natokana, takonana, tonanaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31