|
|
|
|

Teny iditra 1  atokana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza
9 Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be set apart; to be consecrated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on met à part; qui est consacré; qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre [1.8]
Ohatra  12  Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana. [4.27]

Fivaditsoratra  13 akantao, 14 akatona, 15 akotana, 16 antaoka, 17 atakona, atokana, 18 atonaka, atonàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19