|
|
|
|

Teny iditra1  ndao
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a contraction or corruption of the word andeha, let us go. [1.2]
Ohatra  5  ndao àry ianao hiaraka aminay. [2.472]
6  - Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [2.471]
Tsipelina hafa  7  andao
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  9  Ando, ando, dona, ndao, onda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31