Teny iditra | 1 ndao |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a contraction or corruption of the word andeha, let us go. [1.2] |
Ohatra |
5 ndao àry ianao hiaraka aminay. [2.472] 6 - Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [2.471] |
Tsipelina hafa | 7 andao |
Mpanahaka | 8 ndeha |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 10 Ando, ando, dona, ndao, onda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |