|
|
|
|

Teny iditra1  nofo aman-dra
Singan-teny  2  nofo, amana, ra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny toetran' ny olombelona mora mihontsina na malemy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19