Teny iditra | 1 nofon-tany mikatry |
Singan-teny | 2 nofon-tany, mikatry |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] tany lasa mihamafy noho ny hainandro, doro tanety sy ny tsy fahampian'ny orana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] sol induré |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |