Teny iditra norvezianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Norvezy
Momba an' i Norvezy, an' i Norvezy na avy any Norvezy: Anisan' ny nitory ny filazantsara teto ny misionera norvezianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Norwegian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Norvégien, norvégienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: norvégien.
Mpanahaka  Norvezy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31