|
|
|
|

Teny iditra1  ny anay
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  enti-milaza zavatra ananana: Itỳ trano itỳ an-dRanaivo, itsy kosa ny anay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  le nôtre, la nôtre, les nôtres [1.3, 1.5]
Fanazavàna teny italianina  5  il nostro [1.18]

Nohavaozina tamin' ny 2020/08/26