|
|
|
|

Teny iditra1  anay
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho. [1.2]
5  us (exclusive - as object); ours [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous. Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine. Anay ho anay izany: c'est notre affaire. [1.3]
7  Nous, à nous [1.5]
8  nous (exclusif - objet); nôtre. [1.8]
Fanazavàna teny italianina  9  noi, a noi [1.18]
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra
11  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31